Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ary hoy Izy taminy: Naniry koa raha naniry Aho hiara-mihinana ity Paska ity aminareo, dieny mbola tsy mijaly Aho". — Lioka 22 : 15
Tohiny

"Mahonona tena, miambena: fa ny devoly fahavalonareo mandehandeha tahaka ny liona mierona mitady izay harapany; tohero izy, ka miorena tsara amin'ny finoana ianareo, satria fantatrareo fa izany fahoriana izany dia manjo ny rahalahinareo rehetra eran'izao tontolo izao". — I Petera 5 : 8 - 9
Tohiny

"Inona no havaliko an'i Jehovah Noho ny soa rehetra nataony tamiko? Hanefa ny voadiko amin'i Jehovah aho. Eny, eo anatrehan'ny olony rehetra". Salamo 116 : 12;14
Tohiny

"Fa Jehovah handeha hamely ny Egyptiana; ary raha mahita ny rà eo amin'ny tataom-baravarana sy ny tolana roa Jehovah, dia handalo ny varavarana, ka tsy havelany hiditra ao an-tranonareo hamely anareo ny mpandringana". — Eksodosy 12 : 23
Tohiny