"Ary aoka tsy hisy hiseho foana tsy mitondra fanatitra eo anatrehako". — Eksodosy 34 : 20b
Tohiny
"Misaora amin'ny zavatra rehetra; fa izany no sitrapon'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesoa ho anareo". — I Tesaloniana 5 : 18
Tohiny
"Fa izay rehetra manandra-tena no haetry; ary izay manetry tena no hasandratra". — Lioka 14 : 11
Tohiny
"Ary Hezekia nivavaka ho an'ireny ka nanao hoe: Jehovah tsara o, mamelà... Ary Jehovah nihaino an'i Hezekia ka nahasitrana ny olona". - II Tantara 30 : 18b;20
Tohiny



