"Mifalia, ry zatovo, dieny mbola tanora ianao; ary aoka ny fonao hampifalifaly anao amin'ny andro fahatanoranao; ka mandehana any amin'izay sitraky ny fonao sy izay jeren'ny masonao; nefa aoka ho fantatrao fa ho entin'Andriamanitra hotsaraina ianao amin'izany rehetra izany". — Mpitoriteny 11 : 9
Tohiny
"Fa raha isika manantena izay tsy mbola hitantsika, dia miandry amin'ny faharetana". — Romana 8 : 25
Tohiny
"Fa ny Mahery efa nanao zavatra lehibe tamiko; Ary masina ny anarany". — Lioka 1 : 49
Tohiny
"Ary hampodiko ny Isiraely avy amin'ny fahababoana, dia hanangana ny tanàna efa rava izy ka honina ao, ary hanao tanim-boaloboka izy ka hisotro ny divay avy aminy; Hanao saha koa izy ka hihinana ny vokatra. Eny, hamboleko ao amin'ny taniny izy, ka tsy hongotana amin'ny taniny izay nomeko azy intsony izy, Hoy Jehovah Andriamanitrao". —…
Tohiny



