"Fa isika tsy nandray ny fanahin'izao tontolo izao, fa ny Fanahy Izay avy amin'Andriamanitra, mba ho fantatsika izay zavatra nomen'Andriamanitra antsika". I Korintiana 2 : 12
Tohiny
"Kanefa aza mifaly ianareo, satria manaiky anareo ny fanahy; fa mifalia, satria voasoratra any an-danitra ny anaranareo". Lioka 10 : 20
Tohiny
"Ary raha nahare izany izy, dia natao batisa ho amin'ny anaran'i Jesoa Tompo". Asan'ny Apostoly 19 : 5
Tohiny
"Fa hoy izy: Hataoko ahoana no fahay, raha tsy misy mampianatra* ahy? Ary izy nangataka an'i Filipo hiakatra sy hipetraka eo aminy". [*Grika: mitari-dalana]. Asan'ny Apostoly 8 : 31
Tohiny



