Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Fa efa nanafaka ny fanahiko tamin'ny fahafatesana Ianao; eny, nanafaka ny tongotro Ianao mba tsy ho solafaka. Handehanako eo anatrehan'Andriamanitra amin'ny fahazavan'ny velona*.[* Na: fahazavan'aina]".Salamo 56 : 13
Tohiny

"Ary Jesoa nahita zana-boriky anankiray, dia nitaingina azy, araka ny voasoratra hoe: Aza matahotra, ry Ziona zanakavavy; indro, avy ny Mpanjakanao mitaingina zana-boriky" (Zakaria 9:9). Jaona 12 : 14 - 15
Tohiny

"Fa raha inoantsika fa efa maty Jesoa sady efa nitsangana indray, dia toy izany koa no hitondran'Andriamanitra izay efa nodi-mandry tao amin'i Jesoa* hiaraka aminy". [* Na: tamin'ny alalan'i Jesoa] — I Tesaloniana 4 : 14
Tohiny

"Dia nandray ny tanan-drazazavavy Izy ka niteny taminy hoe: Talita komy, izany hoe, raha adika: Ry zazavavy, hoy Izaho aminao: Mitsangàna".Marka 5 : 41
Tohiny