Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ary tamin'izay dia niditra koa ny mpianatra anankiray izay tonga taloha teo amin'ny fasana, ary nahita ka nino. Fa tsy mbola fantany ny Soratra Masina fa tsy maintsy hitsangana amin'ny maty Jesoa". Jaona 20 : 8 - 9
Tohiny

"Amin'ny fanahiko no aniriako Anao nony alina; Eny, ny saiko ato anatiko no itadiavako Anao fatratra; Fa raha mamely ny tany ny fitsaranao, dia mianatra fahamarinana ny mponina amin'izao tontolo izao". Isaia 26 : 9
Tohiny

"Ary rehefa nanandrana ny vinaingitra Jesoa, dia nanao hoe: Vita; dia nanondrika ny lohany Izy ka nanolotra ny fanahiny". Jaona 19 : 30
Tohiny

"Fa efa nanafaka ny fanahiko tamin'ny fahafatesana Ianao; eny, nanafaka ny tongotro Ianao mba tsy ho solafaka. Handehanako eo anatrehan'Andriamanitra amin'ny fahazavan'ny velona*.[* Na: fahazavan'aina]".Salamo 56 : 13
Tohiny