Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Fa ny aminay kosa, dia Jehovah no Andriamanitray ka tsy mba nahafoy Azy izahay". II Tantara 13 : 10
Tohiny

"Ary amin'izany dia lazaiko aminao: Voavela ny helony be, fa be fitiavana izy; fa izay voavela tamin'ny kely dia kely fitiavana". Lioka 7 : 47
Tohiny

"Fa tahaka ny helatra avy any atsinanana ka hita hatrany andrefana, dia ho tahaka izany ny fihavian'ny Zanak'olona". Matio 24 : 27
Tohiny

"Mahatahotra Ianao, Andriamanitra o, ao amin'ny fitoeranao masina; Andriamanitry ny Isiraely no manome hery sy tanjaka ho an'ny olona. Isaorana anie Andriamanitra". Salamo 68 : 35
Tohiny