"Aoka tsy hisy olona hanao tsinontsinona anao noho ny hatanoranao; fa aoka ho tonga fianarana ho an'ny mino ianao amin'ny fiteny, amin'ny fitondran-tena, amin'ny fitiavana, amin'ny finoana, amin'ny fahadiovana". — I Timoty 4 : 12
Tohiny
"Ary ny olona maro avy tamin'ny vohitra manodidina an'i Jerosalema dia nivory koa, nitondra ny marary sy izay nampahorin'ny fanahy maloto; dia sitrana avokoa izy rehetra". Asan'ny Apostoly 5 : 16
Tohiny
"Izay rehetra ataonareo dia ataovy amin'ny fitiavana". I Korintiana 16 : 14
Tohiny
"Ary hoy Jesoa taminy: Noho ny fahakelezan'ny finoanareo ihany; fa lazaiko aminareo marina tokoa: Raha manana finoana hoatra ny voan-tsinapy iray aza ianareo ka hiteny amin'io tendrombohitra io hoe: Mifindrà ery , dia hifindra izy; ary tsy hisy tsy ho hainareo hatao". Matio 17 : 20
Tohiny