Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Lazao amin'izay reraka* am-po: Mahereza, aza matahotra, indro, Andriamanitrareo ho avy mitondra famaliana, dia ny famalian'Andriamanitra, eny, Izy tokoa no ho avy ka hamonjy anareo". [*Hebreo: maimaika] — Isaia 35 : 4
Tohiny

"Isaorana anie Andriamanitra, Rain'i Jesoa Kristy Tompontsika, Izay niteraka antsika indray araka ny haben'ny famindram-pony ho amin'ny fanantenana velona tamin'ny nitsanganan'i Jesoa Kristy tamin'ny maty, ho amin'ny lova tsy mety simba, tsy misy loto, tsy mety levona, voatahiry any an-danitra ho anareo". I Petera 1 : 3 - 4
Tohiny

"Koa mifandraisa ianareo tahaka ny nandraisan'i Kristy anareo* koa ho voninahitr'Andriamanitra". [*Na: (antsika)]. Romana 15 : 7
Tohiny

"Fa aoka ho fantatrao izao: fa any am-parany any dia hisy andro mahory". II Timoty 3 : 1
Tohiny