Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Miareta tory sy mivavaha ianareo, mba tsy hidiranareo amin'ny fakam-panahy; mety ihany ny fanahy, fa ny nofo no tsy manan-kery". Matio 26 : 36-46 (and.41)
Tohiny

"Fa miambena ka mivavaha mandrakariva, mba hahery ianareo ka handositra izany zavatra ho avy rehetra izany ary hitsangana eo anatrehan'ny Zanak'olona". Lioka 21 : 34-38 (and.36)
Tohiny

"Ary hiantso Ahy ianareo ka handeha sy hivavaka amiko, dia hihaino anareo Aho". Jeremia 29 : 10-15 (and.12)
Tohiny

"Jehovah no hahatanteraka ny amiko; Jehovah o, mandrakizay ny famindram-ponao; Aza mahafoy ny asan'ny tananao". Salamo 138 : 1-8 (and.8)
Tohiny