Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ary efa nofenoiny fahendrena izy roa lahy, hanaovany ny tao-zavatra samy hafa -- dia ny an'ny mpiasa tefy sy rafitra ary ny an'ny mpanenona mahay tenona samy hafa soratra, dia amin'ny manga sy volomparasy sy mena ary amin'ny rongony fotsy madinika ary ny an'ny mpanenona, -- dia ny ho mpanao ny asa samy hafa sy…
Tohiny

"Dia nataon'Andriamanitra izany tamin'ny alin'iny, ka ny volon'ondry ihany no maina, fa ny tany rehetra kosa dia lenan'ny ando".  Mpitsara 6 : 40
Tohiny

"Aza mamono ny Fanahy". I Tesaloniana 5 : 19
Tohiny

"Hoy Jesoa taminy: Voasoratra hoe koa: Aza maka fanahy an'i Jehovah Andriamanitrao (Deoteronomia 6:16)". Matio 4 : 7
Tohiny