"Ary raha nisy fanahy avy tany amin'Andriamanitra tonga tao amin'i Saoly, dia noraisin'i Davida ny lokanga ka notendren'ny tanany; ka dia velombelona sady nanaritra Saoly, ary ny fanahy ratsy niala taminy". I Samoela 16 : 23
Tohiny
"Ny tenan'i Davida manao Azy hoe Tompo, koa ahoana no maha-Zanany Azy? Ary ny vahoaka betsaka nihaino Azy tamin'ny hafaliana". Marka 12 : 37
Tohiny
"Ary Amasay, lehibehin'ny mpanafika malaza*, dia nampitenenin'ny Fanahy hoe : Anao izahay, ry Davida o, fa miandany aminao, ry zanak'i Jese; fiadanana, eny, fiadanana anie ho anao, ary fiadanana anie ho an'ny manampy anao; fa Andriamanitrao no manampy anao. Dia noraisin'i Davida ireo ka notendreny ho mpifehy ny miaramila". [*Na: ny telo-polo lahy] I Tantara…
Tohiny
"Izao no ahafantaranareo ny Fanahin'Andriamanitra: Ny fanahy rehetra izay manaiky fa efa tonga tamin'ny nofo Jesoa Kristy no avy amin'Andriamanitra". I Jaona 4 : 2
Tohiny
