Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Toy ny tarehin'avana amin'ny rahona amin'ny andro nisy ranon'orana no tarehin'ny namirapiratra manodidina. Izany no fijery ny endriky ny voninahitr'i Jehovah. Ary nony nahita izany aho, dia nikarapoka nihohoka ka nandre ny feon'ny anankiray niteny". Ezekiela 1 : 28
Tohiny

"Ary na inona na inona no hangatahinareo amin'ny anarako, dia hataoko izany, mba hankalazana ny Ray eo amin'ny Zanaka". Jaona 14 : 13
Tohiny

"Jehovah Andriamanitray o, tsy Ianao ihany no efa nampanompo anay, fa tompo hafa koa; Nefa Ianao irery ihany no ahazoanay mankalaza ny anaranao". Isaia 26 : 13
Tohiny

"Fa Izy no nihavian'izao zavatra rehetra izao, ary Izy no mihazona azy, sady Izy koa no antony; Izy anie no homem-boninahitra mandrakizay. Amena". Romana 11 : 36
Tohiny