Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ary tsarovy ny Mpanao anao amin'ny andro fahatanoranao, dieny tsy mbola tonga ny andro mahory, ary tsy mbola mihatra ny taona izay hanaovanao hoe; Tsy sitrako izao". — Mpitoriteny 12 : 1
Tohiny

"Fa ankehitriny, Jehovah o, rainay Ianao; izahay dia tanimanga, ary Ianao no mpanefy anay, ary asan'ny tananao izahay rehetra". — Isaia 64 : 7
Tohiny

"Fa Jehovah no Andriamanitra tokoa, eny, Izy no Andriamanitra velona sy Mpanjaka mandrakizay. Izay mampihorohoro ny tany amin'ny fahatezerany, ka tsy tantin'ny firenena ny fahavinirany". — Jeremia 10 : 10
Tohiny

"Fa Andriamanitra lehibe Jehovah, Ary Mpanjaka lehibe ambonin'ny andriamanitra rehetra Izy". — Salamo 95 : 3
Tohiny