Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ary Izaho hanangana mpisorona mahatoky ho Ahy, izay hanao araka ny ato am-poko sy ato an-tsaiko; ary Izaho hampaharitra ny taranany, ka handeha eo anatrehan'ny voahosotro mandrakizay izy". I Samoela 2 : 35-36 (and.35)
Tohiny

"Izay miara-dia amin'ny hendry dia ho hendry; Fa izay misakaiza amin'ny adala dia hidiran-doza".  Ohabolana 13 : 13-20 (and.20)
Tohiny

"Misaotra an'i Kristy Jesoa Tompontsika aho, Izay nampahery ahy, fa nataony mahatoky aho ka notendreny ho amin'ny fanompoana". I Timoty 1 : 12-16 (and.12)
Tohiny

"Iza moa no mpanompo mahatoky sy manan-tsaina, izay notendren'ny tompony hifehy ny mpanompony mba hanome azy hanina amin'ny fotoana?". Matio 24 : 45-51 (and.45)
Tohiny