"Ary noho izany izaho, mpifatotra noho ny amin*'ny Tompo, dia mangataka aminareo mba handeha miendrika ny fiantsoana izay niantsoana anareo" [*Grika: ao amin']. Efesiana 4 : 1
Tohiny
"Jehovah dia ao amin'ny tempoliny masina, ny seza fiandrianan'i Jehovah dia any an-danitra; ny masony mijery, eny, ny hodi-masony mizaha toetra ny zanak'olombelona". Salamo 11 : 4
Tohiny
"Ary raha nisy fanahy avy tany amin'Andriamanitra tonga tao amin'i Saoly, dia noraisin'i Davida ny lokanga ka notendren'ny tanany; ka dia velombelona sady nanaritra Saoly, ary ny fanahy ratsy niala taminy". I Samoela 16 : 23
Tohiny
"Ny tenan'i Davida manao Azy hoe Tompo, koa ahoana no maha-Zanany Azy? Ary ny vahoaka betsaka nihaino Azy tamin'ny hafaliana". Marka 12 : 37
Tohiny