"Ny Fanahin'i Jehovah no mampiteny ahy, ary ny teniny no eo amin'ny lelako". II Samoela 23 : 2
Tohiny
"Ary izy handeha eo alohany amin'ny fanahy sy ny herin'i Elia mba hampody ny fon'ny ray ho amin'ny zanaka, ary ny tsy manoa ho amin'ny fahendren'ny marina, hamboatra firenena voaomana ho an'ny Tompo (Malakia 3:23-24)". Lioka 1 : 17
Tohiny
"Tao amiko ny tanan'i Jehovah, ary ny Fanahy no nitondran'i Jehovah ahy nivoaka, dia napetrany teo amin'ny lohasaha feno taolana aho". Ezekiela 37 : 1
Tohiny
"Ilay zavatra tsara natolotra anao dia tehirizo amin'ny fampaherezan'ny Fanahy Masina, Izay mitoetra ao anatintsika". II Timoty 1 : 14
Tohiny



