"Izany teny izany efa nolazaiko taminareo mba hanananareo fiadanana amiko. Aty amin'izao tontolo izao no ahitanareo fahoriana; nefa matokia; Izaho efa naharesy izao tontolo izao". — Jaona 16 : 33
Tohiny
"Ary hoy Elisa: Aza matahotra; fa ny momba antsika dia be noho ny momba azy". II Mpanjaka 6 : 16
Tohiny
"Indro, feno avonavona ny fanahin'ireny, fa tsy mahitsy ao anatiny, Fa ny marina ho velon'ny finoany*. [*Na: fa ny marina amin'ny finoana no ho velona]". — Habakoka 2 : 4
Tohiny
"Fa isika tsy mba naman'izay mihemotra ho amin'ny fahaverezana, fa naman'izay mino ho amin'ny famonjena ny fanahy". Hebreo 10 : 39
Tohiny