Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ary ankehitriny, Ray o, mankalazà Ahy amin'ny tenanao, dia amin'ny voninahitra niarahako nanana taminao, fony tsy mbola ary izao tontolo izao". Jaona 17 : 5
Tohiny

"Koa ankehitriny, Jehovah Andriamanitray o, mitaraina aminao aho, vonjeo izahay amin'ny tanany, mba hahafantaran'ny fanjakana rehetra ambonin'ny tany fa Ianao dia Ianao irery ihany, Jehovah o, no Andriamanitra". II Mpanjaka 19 : 19
Tohiny

"Ary raha nisy tsy hita voasoratra teo anatin'ny bokin'ny fiainana, dia natsipy tany amin'ny farihy afo izy". Apokalypsy 20 : 15
Tohiny

"Ary hoy ny anjely taminy: Aza matahotra; fa, indro, milaza teny soa mahafaly aminareo aho, dia fifaliana lehibe izay ho an'ny olona rehetra; fa Mpamonjy no teraka ho anareo anio ao an-tanànan'i Davida, dia Kristy Tompo". Lioka 2 : 10 - 11
Tohiny