Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ny lanitra mitory ny voninahitr'Andriamanitra; ary ny habakabaka manambara ny asan'ny tanany". Salamo 19 : 1
Tohiny

"Dia nitondra ahy ho any amin'ny malalaka Izy; namonjy ahy Izy, satria tiany aho". II Samoela 22 : 20
Tohiny

"Fa tsy nisy faminaniana avy tamin'ny sitrapon'ny olona tany aloha rehetra; fa avy tamin'Andriamanitra no nitenenan'ny olona araka izay nitondran'ny Fanahy Masina azy".  II Petera 1 : 21
Tohiny

"Dia tandremo ny lalàny sy ny didiny izay andidiako anao anio, mba hahita soa ianao sy ny taranakao mandimby anao, ary mba ho maro andro ianao any amin'ny tany, izay omen'i Jehovah Andriamanitrao ho anao mandrakizay". Deoteronomia 4 : 40
Tohiny