Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Fa Ianao, Jehovah, Tompon'ny maro o, Izay mamantatra ny marina ka mizaha toetra ny voa sy ny fo. Ho hitako ny famalianao azy, fa aminao no efa nanankinako ny adiko". Jeremia 20 : 12
Tohiny

"Ary na inona na inona no angatahinareo amin'ny fivavahana atao amin'ny finoana dia ho azonareo". Matio 21 : 22
Tohiny

"Fa ny zavatra rehetra dia natao noho ny aminareo, mba hitomboan'ny fisaorana ho voninahitr'Andriamanitra noho ny fitombon'ny fahasoavana amin'ny maro". II Korintiana 4 : 15
Tohiny

"Ary rehefa tonga tao izy ka namory ny fiangonana, dia nilaza izay rehetra nataon'Andriamanitra tamin'ny nombany azy, sy ny namohany varavaram-pinoana ho an'ny jentilisa". Asan'ny Apostoly 14 : 27
Tohiny