"Ianareo no sakaizako, raha manao araka izay andidiako anareo". Jaona 15 : 14
Tohiny
"Ary izao no ahafantarantsika fa mahalala Azy isika, dia ny fitandremana ny didiny". I Jaona 2 : 3
Tohiny
"Ary tandremo izay asain'i Jehovah Andriamanitrao hotandremana handehananao amin'ny lalany hitandremanao ny lalàny sy ny didiny sy ny fitsipiny ary ny teni-vavolombelony, araka ny voasoratra ao amin'ny lalan'i Mosesy, mba hataonao lavorary avokoa izay rehetra hataonao sy izay rehetra halehanao, mba hanatanterahan'i Jehovah ny teny izay nilazany ahy hoe: Raha ny taranakao hitandrina ny alehany…
Tohiny
"Fa hoy Jesoa taminy: Nahoana Aho no anontanianao ny amin'izay tsara? Iray no tsara; fa raha te-hiditra any amin'ny fiainana ianao, tandremo ny didy". Matio 19 : 17
Tohiny