"Ary na inona na inona no angatahintsika dia raisintsika aminy, satria mitandrina ny didiny sy manao izay ankasitrahana eo imasony isika". I Jaona 3 : 22
Tohiny
"Ary amin'izany na zovy na zovy no mamaha ny anankiray amin'ireo didy madinika indrindra ireo ka mampianatra ny olona toy izany, dia hatao hoe kely indrindra amin'ny fanjakan'ny lanitra izy. Fa na zovy na zovy no mankatò sy mampianatra ireo dia izy no hatao hoe lehibe amin'ny fanjakan'ny lanitra". Matio 5 : 19
Tohiny
"Ary aoka ho ao am-ponao izao teny andidiako anao anio izao". Deoteronomia 6 : 6
Tohiny
"Ianareo no sakaizako, raha manao araka izay andidiako anareo". Jaona 15 : 14
Tohiny