Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Indro, Izaho efa manorina ny fanekeko aminareo sy amin'ny taranakareo mandimby anareo". Genesisy 9 : 9
Tohiny

"Dia tezitra tamin'ilay vehivavy ny dragona ka lasa nandeha hiady tamin'ny zanany sisa, izay mitandrina ny didin'Andriamanitra sy mitana ny filazana an'i Jesoa. Ary nitsangana teo ambonin'ny fasiky ny ranomasina izy". Apokalypsy 12 : 17
Tohiny

"Dia mahereza tsara ianareo hitandrina sy hanao izay rehetra voasoratra ao amin'ny bokin'ny lalàn'i Mosesy, mba tsy hivilianareo hiala aminy na ho amin'ny ankavanana, na ho amin'ny ankavia". Josoa 23 : 6
Tohiny

Ry mpihatsaravelatsihy, marina ny naminanian'Isaia anareo hoe: Ity firenena ity manaja Ahy amin'ny molony; Fa ny fony kosa lavitra Ahy. — Matio 15 : 7 - 8
Tohiny