1 Petera 1 :6-7 : « Izany no iravoravoanareo, na dia ampalahelovina vetivety ankehitriny amin'ny fakam-panahy maro samy hafa aza ianareo, raha tsy maintsy hisy izany, mba ho hita ho fiderana sy voninahitra ary fankalazana ny fizahan-toetra ny finoanareo (izay tsara lavitra noho ny volamena mety ho simba, na dia voazaha toetra tamin'ny afo aza),…
Tohiny
RESAKA ANDRO FARANY
« Ary amin'ny andro farany ». Asan’ny Apostoly 2 :17a RESAKA ANDRO FARANY Ny andro farany dia nosantarina tamin’ny andron’ny Pentekosta, ary mifarana amin’ny fiverenan’i Jesoa amin’ny faran’izao tontolo izao. Mifarana amin’ny faharavan’izao tontolo izao. Mampitandrina antsika ny Soratra Masina, hoe : andro farany izao. Ny problema ry havana amintsika malagasy, tsy sûr aho ho…
Tohiny
ANDRAIKITRA 3 NY MPAMINANY
« Ary ny Zanak'Isiraely nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah indray, rehefa maty Ehoda. Ary Jehovah nivarotra azy ho eo an-tanan'i Jabina, mpanjakan'i Kanana, izay nanjaka tany Hazora, ary Sisera, izay nonina tany Harosetan'ny Jentilisa, no komandin'ny miaramilany ». Mpitsara 4 :1-2 NY MPAMINANIN’NY TESTAMENTA TALOHA DIA NOMEN’ANDRIAMANITRA ANDRAIKITRA 3 MAZAVA BE. Azontsika Fiangonana handinihan-tena…
Tohiny
RESAKA KLEOPASY
Lioka 24, ho antsika mpandray ny fanasan’ny Tompo. Ary manantena fa amintsika ireto, raha hoe izay no ilazana azy, nisy mpingitrika ankatoka, dia tsy hingitrika ankatoky ny mpandray intsony izy manomboka izao. Lioka 24 :30-31 : « Ary raha niara-nipetraka nihinana teo aminy Izy, dia nandray ny mofo ka nisaotra, dia namaky sy nanolotra azy. Dia nahiratra ny…
Tohiny