« Manangàna famantaran-dalana ho anao hianao, manorena tsangam-bato ». Jeremia 31 :21a Ilay hoe : « Manangàna famantaran-dalana » : mitadiava ianao signalisation ho anao. Ary : « manorena tsangam-bato » : poteau de direction. Ry havana ô, ny Isiraely entin’Andriamanitra ho babo any Babylona, no hitenenana hoe : manangana ianao panneau de signalisation, poteau de direction ; amin’izay ianao rahatrizay averiko avy any Babylona, tsy ho…
Tohiny
16 MARSA 2020 – 22 MARSA 2020
« Manangàna famantaran-dalana ho anao hianao, manorena tsangam-bato ». Jeremia 31 :21a MITADIAVA IANAO SIGNALISATION HO ANAO – MITADIAVA IANAO POTEAU DE DIRECTION Signalisation sy poteau 4 no omena anao : Ny Baiboly sy ny vavaka : Ataovy vavaka ny tanjonao ho tonga any amin’ny Jerosalema vaovao ary raiso ny Baiboly hanoro anao ny lalana ho amin’izany. Ka hamaly anao…
Tohiny
IANAO VE MBA MANGATAKA NY HERIN’NY FANAHY MASINA REHEFA MITORITENY ?
IANAO VE MBA MANGATAKA NY HERIN’NY FANAHY MASINA REHEFA MITORITENY ? Asan’ny Apostoly 2:37a Satria feno ny Fanahy Masina Petera raha nitoriteny, dia nanindrona ny mpihaino ny teniny. Sabatra roa lela ny tenin’Andriamanitra ka miditra any amin’ny lalina indrindra amin’ny tena. (Hebreo 4 :12) Fa sabatry ny Fanahy koa ny tenin’Andriamanitra. (Efesiana 6) Ary raha…
Tohiny
09 MARSA 2020 – 15 MARSA 2020
IANAO VE MBA MANGATAKA NY HERIN’NY FANAHY MASINA REHEFA MITORITENY ? Asan’ny Apostoly 2 :37a Satria feno ny Fanahy Masina Petera raha nitoriteny, dia nanindrona ny mpihaino ny teniny. Sabatra roa lela ny tenin’Andriamanitra ka miditra any amin’ny lalina indrindra amin’ny tena. (Hebreo 4 :12) Fa sabatry ny Fanahy koa ny tenin’Andriamanitra. (Efesiana 6) Ary…
Tohiny



