I Korintiana 6:1-11 (11) Ary efa mba toy izany ihany ny sasany aminareo, saingy efa voasasa ianareo, efa nohamasinina ianareo, efa nohamarinina ianareo, tamin'ny anaran'i Jesoa Kristy Tompo sy tamin'ny Fanahin'Andriamanitsika. — I Korintiana 6 : 11 Manamasina ny Tenany ny Mpino Misy teny anankitelo milaza ny fanamasinana eto : "Voadio", "Nohamasinina", ary "Nohamarinina". Voamarika…
Tohiny
Mofonaina 15 Aogositra 2024 – Lioka 12:4-7
Lioka 12:4-7 Fa na dia ny volon-dohanareo aza dia voaisa avokoa. Aza matahotra; fa mihoatra noho ny tsintsina maro ianareo. — Lioka 12 : 7 Manamasina ny tenany ny mpino Miaina amin'ny Fahatokiana sy ny Finoana Manoloana ny fanenjehana nahazo an'i Jesoa sy ny mpianany, dia nampahery azy ireo i Jesoa mba hatoky an'Andriamanitra. Efa fanaon'i Jesoa izany, ohatra,…
Tohiny
Mofonaina 14 Aogositra 2024 – Romanina 6:1-14
Romanina 6:1-14 Fa ny ota tsy hanan-kery aminareo; fa tsy mba ambanin'ny lalàna ianareo, fa ambanin'ny fahasoavana. — Romana 6 : 14 Manamasina ny tenany ny mpino Miainga amin'ny Fahasoavana Ny fahamasinana dia tsy vokatry ny ezaka ara-pitondratena ataontsika. Ny fahamasinana koa dia tsy araka izay famaritana heverintsika. Ny fahamasinana dia asan'ny Fahasoavan'Andriamanitra ao amintsika olombelona. Tsy fanomezan-dalana hanota akory…
Tohiny
Mofonaina Talata 13 aogositra 2024 – Estera 4.6-17
Estera 4:16 Manamasina ny tenany ny mpino Mankato ny Tompo ao anatin'ny fotoan-tsarotra "Mandehana ary..." Estera nankato an'i Mordekay. Tsarovy ny fankatoavan'i Jesoa Kristy tao Getsemane. Fanontaniana ho an'ny fisaintsainana: Efa nahatsiaro ve ianao fa nisy fotoana nandavanao ny sitraponao ka nirosoanao tamin'ny fankatoavana ny sitrapon'Andriamanitra na dia tena sarotra aza izany? Manamasina ny tenany…
Tohiny