"Fa tsaroanareo, ry rahalahy, ny fikelezanay aina sy ny fisasaranay; fa niasa andro aman'alina, mba tsy hahavaky tratra na dia olona iray akory taminareo aza, no nitorianay ny filazantsaran'Andriamanitra taminareo". 1 Tesaloniana 2:9
Tohiny
"Ary tamin'ny andro voalohany tamin'ny volana voalohany no nanomboka ny fanamasinana izy, ary tamin'ny andro fahavalo tamin'io volana io dia niditra teo amin'ny lavarangana fidirana an'i Jehovah izy; ka dia nanamasina ny tranon'i Jehovah tamin'ny havaloana izy; ary tamin'ny andro fahenina ambin'ny folo tamin'ny volana voalohany no nahavitany azy". 2 Tantara 29:17
Tohiny
REHEFA TSY MIADY IANAO TSY HAMELA NY OTA HANJAKA, DIA NAMAN’NY MANOLO-TENA HO AMIN’NY OTA IANAO.
Romana 6:12,14,16 : « Koa aza avela ny ota hanjaka amin'ny tenanareo mety maty hanarahanareo ny filany; Fa ny ota tsy hanan-kery aminareo; fa tsy mba ambanin'ny lalàna ianareo, fa ambanin'ny fahasoavana.Tsy fantatrareo va fa raha manolo-tena ho mpanompo ianareo na ho an'iza na ho an'iza, dia mpanompon'izay arahinareo ianareo, na ny ota ho amin'ny…
Tohiny



