Vaovao

"Ary izao no tantaran'i Noa: Noa dia lehilahy marina sady tsy nisy tsiny teo amin'ny olona niara-belona taminy; eny, niara-nandeha tamin'Andriamanitra Noa". Genesisy 6:9  
Tohiny

RESAKA HAZO MAINA

Isaia 56 :3b DIEM : "Ary aoka ny eonoka tsy hanao anakampo hoe: "Indro efa hazo maina aho." "Indro efa hazo maina aho." Alaim-panahy ny eonoka hanao hoe : « hazo maina aho » satria tsy niteraka izy. Fa sao dia ianao ilay hazo maina, satria mba niteraka ihany, fa tsy nitaiza ny zanakao ho…
Tohiny