Vaovao

RESAKA KLEOPASY

Lioka 24, ho antsika mpandray ny fanasan’ny Tompo. Ary manantena fa amintsika ireto, raha hoe izay no ilazana azy, nisy mpingitrika ankatoka, dia tsy hingitrika ankatoky ny mpandray intsony izy manomboka izao. Lioka 24 :30-31 : « Ary raha niara-nipetraka nihinana teo aminy Izy, dia nandray ny mofo ka nisaotra, dia namaky sy nanolotra azy. Dia nahiratra ny…
Tohiny

"Koa ankehitriny ataovy tsara ny lalanareo sy ny ataonareo, ary mihainoa ny feon'i Jehovah Andriamanitrareo; fa hanenenan'i Jehovah ny loza izay efa nolazainy hamelezana anareo". Jeremia 26:13  
Tohiny