Vaovao

"Ary ataovy izay mahitsy sady tsara eo imason'i Jehovah, mba hahita soa ianao ary mba hidiranao handova ny tany soa izay nianianan'i Jehovah tamin'ny razanao homena azy". Deoteronomia 6:18
Tohiny

BANJINO ANDRIAMANITRA

« Manandra-peo ny riaka, Jehovah o, eny, manandra-peo ny riaka; mampirohondrohona ny feony ny riaka. Mihoatra noho ny rano sady be no mahery, eny, mihoatra noho ny onjan-dranomasina lehibe, ny voninahitr'i Jehovah any amin'ny avo ». Salamo 93 :3-4 Mihoatra noho ny riaka, mihoatra noho ny rano sady be no mahery ny voninahitr’i Jehovah. Hiresaka ny voninahitr’i Jehovah any…
Tohiny

"Izay maharesy no handova izany zavatra izany; ary ho Andriamaniny Aho, ary izy ho zanako". Apokalypsy 21:7  
Tohiny