Vaovao

"Fa tahaka ny helatra avy any atsinanana ka hita hatrany andrefana, dia ho tahaka izany ny fihavian'ny Zanak'olona". Matio 24 : 27
Tohiny

"Mahatahotra Ianao, Andriamanitra o, ao amin'ny fitoeranao masina; Andriamanitry ny Isiraely no manome hery sy tanjaka ho an'ny olona. Isaorana anie Andriamanitra". Salamo 68 : 35
Tohiny