"Fa izay tsy nahalala kosa ka nanao izay zavatra tokony hikapohana azy dia hokapohina kely. Fa izay nomena be, dia be no hotadiavina aminy; ary izay nampitehirizina be, dia bebe kokoa no hadinina aminy". Lioka 12 : 48
Tohiny
"Fa raha misy olona tsy mahay mitondra ny ankohonany, hataony ahoana no fitandrina ny fiangonan*'Andriamanitra?" [*Grika: eklesia] I Timoty 3 : 5
Tohiny
ALAHADY 12 MARTSA 2023 – ALAHADIN’NY STK ZOKINY
[gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24RxaVwvK9feJSB2WjSjMCbLziNyHo_P3pobXpIpAoeUij94QzBMHtvSA5TvDEbsdnUODIAAo' main_size='2048' layout='mosaic']
Tohiny




