Vaovao

"Fa isika tsy nandray ny fanahin'izao tontolo izao, fa ny Fanahy Izay avy amin'Andriamanitra, mba ho fantatsika izay zavatra nomen'Andriamanitra antsika". I Korintiana 2 : 12
Tohiny

"Kanefa aza mifaly ianareo, satria manaiky anareo ny fanahy; fa mifalia, satria voasoratra any an-danitra ny anaranareo". Lioka 10 : 20
Tohiny

"Ary raha nahare izany izy, dia natao batisa ho amin'ny anaran'i Jesoa Tompo". Asan'ny Apostoly 19 : 5
Tohiny