"Raha mba nahafantatra mantsy ianao na dia amin'ity andro ity aza izay momba ny fiadanana! — fa ankehitriny miafina amin'ny masonao izany". — Lioka 19 : 42
Tohiny
"Nefa voanatra izy noho ny fahotany: ny boriky moana efa nanao feon'olona ka nisakana ny hadalan'ilay mpaminany". II Petera 2 : 16
Tohiny
"Ary ny amiko, dia manohana ahy amin'ny fahitsiako Ianao, ka mampitoetra ahy eo anatrehanao mandrakizay". Salamo 41 : 12
Tohiny




