Tapany 1/3 [gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24Rwxwrdjs80PYkIxd1o5CwhbvE8wjn3u-NkA4nDZppjMc41_-cNzWAoYfInVOFd0hnjdgmXb' main_size='2048' layout='mosaic'] Tapany 2/3 [gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24RyhftGgAodoWE-ubdvZeyB_Wyn3H4QnyyK8PQk0S6vJsWL2D33_d5_Sz_e_KhY5R-inAfvw' main_size='2048' layout='mosaic'] Tapany 3/3 [gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24RxWxf8DHLSaUkBgO6uhj4_yvIkSapcXpUofeOa4cX4qk2bgjMb2Vyao9uTanEEQ1y8PtFfE' main_size='2048' layout='mosaic'] Horonan-tsary
Tohiny
"Ary efa mba toy izany ihany ny sasany aminareo, saingy efa voasasa* ianareo, efa nohamasinina ianareo, efa nohamarinina ianareo, tamin'ny anaran'i Jesoa Kristy Tompo sy tamin'ny Fanahin'Andriamanitsika". [*Grika: efa nanasa tena] I Korintiana 6 : 11
Tohiny
"Ny Fanahin'i Jehovah Tompo no ato amiko, Satria Jehovah efa nanosotra ahy hitory teny soa mahafaly amin'ny mpandefitra, efa naniraka Ahy hahasitrana* ny torotoro fo Izy, ary hitory fanafahana amin'ny babo sy hamoaka ny ao an-trano-maizina ho amin'ny mazava". [*Hebreo: hamehy] Isaia 61 : 1
Tohiny
"Fa na zovy na zovy no hanao teny hanohitra ny Zanak'olona dia hahazo famelan-keloka; fa izay miteny ratsy* ny Fanahy Masina dia tsy mba hahazo famelan-keloka". [*Grika: manao blasfemia; izahao Matio 9:3] — Lioka 12 : 10
Tohiny



