[gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24RyXsYgr3xMjOsO8XGecLBhUY_fhVYE-gpbHYhKgA2RpzRz1tzYGyLVbIUIgBhX-r2Dwuv7A' main_size='2048' layout='mosaic']
Tohiny
"Ary ny Tompo hanafaka ahy amin'ny asa ratsy rehetra ka hamonjy ahy ho any amin'ny fanjakany any an-danitra; ho Azy anie ny voninahitra mandrakizay mandrakizay. Amena". II Timoty 4 : 18
Tohiny
"Ary hanafaka anao amin'ny tanan'ny ity ratsy fanahy Aho sy hanavotra anao amin'ny tanan'ny mpampahory". Jeremia 15 : 21
Tohiny
"Ary samy feno ny Fanahy Masina izy rehetra, ka dia niteny tamin'ny fiteny maro samy hafa, araka ny nampitenenan'ny Fanahy Masina azy". Asan'ny Apostoly 2 : 4
Tohiny



