"Ary Izy no Lohan'ny tena, dia ny fiangonana*; Izy no voalohany, dia ny Lahimatoa tamin'ny maty, mba ho Lohany amin'ny zavatra rehetra Izy". [*Grika: eklesia] — Kolosiana 1 : 18
Tohiny
"Amorony fo madio aho, Andriamanitra o; ary havaozy hiorina marina ny fanahiko ato anatiko". — Salamo 51 : 10
Tohiny
"Izy no nisiam-piainana; ary ny fiainana no fanazavana ny olona". — Jaona 1 : 4
Tohiny
"Ary hofafany ny ranomaso rehetra amin'ny masony; ary tsy hisy fahafatesana intsony, sady tsy hisy alahelo, na fitarainana, na fanaintainana; fa efa lasa ny zavatra taloha". — Apokalypsy 21 : 4
Tohiny
