[gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24RwyTn1E8y8Zfcz22DFY99hwawjScZ_Et5YurGty5uqc6VoJOtGQKKQPg4CiOtQCu_6xsb3f' main_size='2048' layout='mosaic']
Tohiny
"Na dia izany aza, samia tia ny vadiny tahaka ny tenany ianareo lehilahy rehetra, ary aoka kosa ny vavy hanaja* ny lahy". * [* Grika: hatahotra] Efesiana 5 : 33
Tohiny
"Manambadia, ka miteraha zazalahy sy zazavavy; analao vady ny zanakalahinareo, ary ampanambadio ny zanakavavinareo, mba hiterahany zazalahy sy zazavavy, ka hihamaro anie ianareo, fa tsy hihavitsy". Jeremia 29 : 6
Tohiny
"Fa lazaiko aminareo: Na zovy na zovy no misaotra ny vadiny, afa-tsy noho ny fijangajangana ihany, ka mampakatra ny hafa, dia mijangajanga; ary izay mampakatra ny voasaotra dia mijangajanga koa". Matio 19 : 9
Tohiny



