Vaovao

"Ry zanako, aza malaina ianareo; fa ianareo no nofidin'i Jehovah hijanona eo anatrehany hanompo Azy ka ho tonga mpanao fanompoam-pivavahana sy mpandoro ditin-kazo manitra ho Azy". II Tantara 29 : 11
Tohiny

Mofonaina 02 Aogositra 2024 – I Samoela 16:4-13

Zoma 02 Aogositra 202 1 Sam 16:4-13 1. NY BOKY 1.1 Fandraisan’anjaran’ny tsirairay Toko: 31 Daty: Tantara niseho 1055 BC, nosoratana tamin'ny 1055 BC Sokajin’ny bokin’ny tantara: Ny olon'Andriamanitra voalaza ao dia Samoela, Saoly, Davida. Manamarika ny Boky ny olam-pianakavian’i Samoela, ny olana ara-panahin’ny ankohonan’i Ely, ny fiorenan’ny fanjakan’Israely, ny faharesen’i Goliata. Ato no misy…
Tohiny

"Dia naniraka izy ka nitondra azy hiditra. Ary mena volo* izy sady bary maso no tsara tarehy. Ary hoy Jehovah: Mitsangàna, hosory izy, fa io no izy. [*Na: tendron-tava] Ary Samoela nandray ny tandroka feno diloilo ka nanosotra azy teo amin'ny rahalahiny; ary ny Fanahin'i Jehovah dia nilatsaka tamin'i Davida hatramin'iny andro iny. Dia nitsangana…
Tohiny

Mofonaina 01 Aogositra 2024 – Hebreo 12:14-17

Hebreo 12:14-17 Taratasy ho an'ireo Jiosy Kristianina niaran'ny fanenjehana. MANDROSOA AMIN'NY FAHAMASINANA (Heb 12:14) Soatoavina anankiroa andrandraina amin'ny Fiangonana mitory ny Filazantsara ny fihavanana sy ny fahamasinana (Fifankatiavana sy ny fanokanan-tena ho an'Andriamanitra). Ny fijoroana amin'izany dia miantoka ny isan-jatony betsaka amin'ny fitoriana ny Filazantsara. Ity anjara mofon'ainantsika ity dia nandoharana hafatra (03) azo entina…
Tohiny