Vaovao

Mofonaina 06 Aogositra 2024 – Levitikosy 19:1-4

Levitikosy 19:1-4 NY BOKY Toko 27. Ity no atao hoe bokin'ny lutorjy teo amin'ny fivavahana Jiosy. Manomboka amin'ny fanatitra samihafa ny boky ary mifarana amin'ny fanorenana ny Tabernakely. Ny Sabata, ny Jobily, ny fahafolon-karena sns... NY PERIKOPA Levitikosy 19 dia fampahatsiahivana ombam-panazavana sy fampiharana ny didy nomen'Andriamanitra ny vahoakany (Jereo ny santionany). Zava-dehibe ny fanehoan'Andriamanitra…
Tohiny

"Aza mivily hanaraka ny andriamani-tsy izy, ary aza manao andriamanitra an-idina ho anareo: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo". Levitikosy 19 : 4
Tohiny

Mofonaina 05 Aogositra 2024 – 1 Tes 3:11-13

 1 Th 3:11-13 FITARIHANA I Tesaloniana dia mampianatra ny fiangonana mikasika ny fihavin'ny Tompo izay nahadodona ny Kristianina tamin'izany ka nahatonga azy ireo "toy ny miandry izay higadonany". Noheverin'ny fiangonana fa miandry sisa no atao satria efa ho avy ny Tompo. Eto ny mpanoratra (Paoly) dia manonona antom-bavaka: Ny mba handaminan'ny Tompo ny fandaharam-potoanany…
Tohiny

"Ary ny Tompo anie hampitombo sy hampandroso anareo amin'ny fifankatiavana sy ny fitiavana ny olona rehetra, dia tahaka anay aminareo koa". I Tesaloniana 3 : 12
Tohiny