Mofonaina TALATA 03 Septambra 2024 Jc 5.13-15 1. NY BOKY 1.1. Fandraisan'anjaran'ny tsirairay: Toko: ? Ny andininy tadidy: ? Daty nanoratana: ? 1.2. Fanampiny: Epistily nosoratan'i Jakoba dia isan’ireo atao hoe Epistily katolika: nosoratana ho an’ny maneran-tany (Jc 1.1). Epistily manakaiky ny Katolika satria mivohy ny maha-zava-dehibe ny asa eo amin’ny maha-kristianina, raha toa…
Tohiny
"Misy azom-pahoriana va eo aminareo? Aoka izy hivavaka. Misy faly va? Aoka izy hihira fiderana". Jakoba 5 : 13
Tohiny
Mofonaina 02 Septambra 2024 – Jaona 3:25-30
Mofonaina 02 Septambra 2024 Jn 3:25-30 Konteksta: Mihen-danja ny asan'i Jaona mpanao Batisa raha oharina amin'ny ataon'i Jesoa. Mampahafantatra izany ny mpanara-dia an'i Jaona. Hazavain'i Jaona kosa ny antom-pisiany ary ny Jn 3:30 dia fehinteny hentitra sy mazava entin'i Jaona manambara ny fifandraisany amin'i Jesoa. 1. Ny tanjon'ny fanompoany: Jesoa mitombo. Paoly Apostoly: "Kristy no…
Tohiny
"Izy tsy maintsy mitombo, fa izaho kosa tsy maintsy mihena".Jaona 3 : 30
Tohiny



