[gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24Rxq1ZNajwc7gV1cE8-1FrOin38u9dmgcJ1joxUZuQ50EyExyY2UH0V8xATSHJdPa8if0r7d' main_size='2048' layout='mosaic']
Tohiny
Mofonaina 06 Septambra 2024 – 1 Samoela 1:9-20
Mofonaina 06 Septambra 2024 1 Sam 1:9-20 1- NY BOKY 11 - Fandraisan’anjaran’ny tsirairay (Toko? Ny andininy tadidy? Daty nanoratana) 12 - Fanampiny Mitantara ny fiainan’ny Fiangonana 1149-1055 BC izay mamarana ny vanim-potoanan’ny mpitsara teo amin’ny Israely, Nosoratana manodidina ny 1055 BC. Ao amin’ny Bokin’i Samoela no filazana ny fametrahana ny lalam-panorenan’ny fanjakana (10,25). Manomboka…
Tohiny
Mofonaina 04 Septambra 2024 – MATIO 8.5-13
Matio 8.5-13 Mt 8.5-13 KONTEKSTA Manam-boninahitra Romana manatona an'i Jesoa mangataka ho an'ny Mpanompony (ankizilahiny) 1- FINOANA MAMPAHAGAGA ROMANA (Jentilisa. no tonga amin'ny finoana) Manam-boninahitra (miaramila no resy lahatra) FAMPIHARANA Fifaliana mahita ireo be galona mivavaka, fahagaganany mahita mpanompo sampy tafiditra am-piangonana, reherehan'ny Fiangonana ny hoe nisy manam-pahefana namaly ny fanasany. ANTSO Isika tafahaona ao…
Tohiny
"Fa namaly ilay kapiteny ka nanao hoe: Tompoko, tsy miendrika hidiranao ao ambanin'ny tafon-tranoko aho; fa mitenena ihany, dia ho sitrana ny ankizilahiko". Matio 8 : 8
Tohiny



