"Dia talanjona izy rehetra ka niahanahana sady niresaka hoe: Ahoana no tokony ho hevitr'izany? Fa ny sasany nihomehy ka nanao hoe: Leon-divay mamy ireo". Asan'ny Apostoly 2 : 5 - 13 (and.12-13)
Tohiny
MOFONAINA 15 OKTOBRA 2024 – Jaona 9:24-34
Mofonaina Talata 15 Oktobra 2024 FANDAHARANA Fiantsoana sy Fiderana, Sal 119:17-24 + Hira 3 (FFPM) + Vavaka Hira 242/3,5 + Soratra Masina : Jaona 9:24-34 + Hira 426/2 Fiaraha-mandinika Soratra Masina + Vavaka + Hira 543/3 + Tsodrano Jaona 9:24-34 1. NY BOKY 11. Fandraisan’anjaran’ny tsirairairay Toko faha-21, nosoratana tamin’ny taona 80-110 AD. Jaona (Jaona…
Tohiny
"Fantatsika fa Andriamanitra tsy mihaino ny mpanota; fa izay mivavaka aminy sy manao ny sitrapony no henoiny". Jaona 9 : 24-34 (and.31)
Tohiny
MOFONAINA 14 OKTOBRA 2024 – Efesiana 2:11-18
Alatsinainy 14 Oktobra 2024 - Efesiana 2:11-18 NY FIHAVAOZANA AO AMIN'I KRISTY DIA MANDRAY ROA 1. FIHAVAOZAM-PIAINANA (And. 11) Efe 2:11 Tsarovy fa fahiny... Mba hampivoitra tsara ny fihavaozana nentin’i Kristy eo amin’ny fiainanao, dia ataovy jery todika ny lasa. Tsarovy ianao tamin’izany fotoana mbola tsy nandre ny Filazantsara. Olona mpanara-baovao sy mpamaky gazety, mpihaino…
Tohiny



