FANOMPOAM-PIVAVAHANA SARY [gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24Rw3bBuUfB8s98kzUiVzbzMWcXuBwa1ip-Npd1WqfFPy5UEBmNwRRJmhXK89c0cUALJNzbad' main_size='1250' layout='mosaic']
Tohiny
"Ary raha handeha amin'ny lalako ianao ka hitandrina ny lalàko sy ny didiko tahaka ny nandehanan'i Davida rainao, dia hataoko ho ela velona ianao". I Mpanjaka 3 : 5-15. (And.14)
Tohiny
"Indro, izany rehetra izany no ataon'Andriamanitra indroa amin'ny olona, eny, intelo aza, Mba hamerina ny fanahiny tsy ho* any an-davaka, mba hihazavany amin'ny fahazavan'aina". [*Na: hiala] — Joba 33 : 19 - 33 (and.29-30)
Tohiny
MOFONAINA 16 OKTOBRA 2024 – Asa 2:5-13
Mofonaina 16 Oktobra 2024 FANDAHARANA Sal 19,1-4 Hira 24 Vavaka Hira 177/1 Soratra Masina Asa 2.5-13 Hira 190/1 HAFATRA Vavaka + RZA Fanakem-Pinoana 1 Hira 545/3 Tsodrano Asa 2:5-13 Asa 2:5-13 Konteksta Niakatra ao Jerosalema ny jiosy rehetra hatrany am-pielezana hankalaza an'Aa noho ny fetim-piangonana pentekosta. Izany dia ny 50 andro taorin'ny paska (nivoahana tany…
Tohiny



