Vaovao

"Simona Petera namaly Azy hoe: Tompo o, hankany amin'iza moa izahay? Ianao no manana ny tenin'ny fiainana mandrakizay".  Jaona 6 : 66-71 (and.68)
Tohiny

"Anaka, tandremo ny teniko; Atongilano ny sofinao hihaino ny filazako".  Ohabolana 4 : 20-27 (and.20)
Tohiny