Vaovao

"Fa izay manana no homena, ka hanana be dia be izy; fa izay tsy manana kosa, na izay ananany aza dia hesorina aminy".  Matio 13 : 10-15 (and.12)
Tohiny

"Dia ho tahaka izany ny teniko izay aloaky ny vavako: Tsy hiverina amiko foana izy, raha tsy efa mahatanteraka izay sitrako ary ambinina amin'izay ampandehanako azy".  Isaia 55 : 6-13 (and.11)
Tohiny

"Efa noraisiko ho lovako mandrakizay ny teni-vavolombelonao, Satria fifalian'ny foko izany". Salamo 119 : 105-112 (and.111)
Tohiny