Vaovao

ALAHADY 04 FEBROARY 2018

image_pdfPDF

Jaona 10 :26-27 : « Kanefa hianareo tsy mino, satria tsy mba isan’ny ondriko. Ny ondriko mihaino ny feoko, ary Izaho mahalala azy, ary izy manaraka Ahy »

Fahamarinana 1 : NY ONDRIN’I SATANA DIA JAMBA ARA-PANAHY

Fahamarinana 2 : NY ONDRIN’I SATANA DIA MARENINA

image_pdfPDF

TU AS ETE CREE POUR LE PLAISIR DE JESUS

Hebreo 1 :1-2 : «Rehefa nampitenenin’Andriamanitra tamin’ny razana fahiny ny mpaminany tamin’ny andro samy hafa sy fanao samy hafa ; dia amin’izao andro farany izao kosa no nampitenenany tamintsika ny Zanany, Izay voatendriny ho Mpandova ny zavatra rehetra ; Izy no nahariana izao tontolo izao » Fahamarinana 1 : ANDRIAMANITRA DIA MITENY ARY IZANY TENINY…
Tohiny