Mialohan'ny hanokanana azy ireo ho isan'ny Mpandray ny fanasan'ny Tompo dia tsy maintsy manatanteraka Tafika Masina indray mandeha ireo mpianatra Katekomena. Ny Asabotsy 10 Febroary dia teny amin'ny Faritra Anosipatrana no nanatanterahana an'izany. Ny Filohan'ny AFF no nitarika ireo Katekomena teny, niaraka tamin'ny mpikambana ao amin'ny Vaomieran'ny Katekomena sy ireo "coach".
Tohiny
11 MARTSA 2018
Alahadin'ny STK Zokiny
Tohiny
KARAZANA FO 4: AHOANA NY AMIN’NY FONAO?
"Ireo teny amoron-dàlana dia izay mandre, nefa avy ny devoly ka manaisotra ny teny ao am-pony, fandrao hino izy ka hovonjena. Ireo teny ambonin’ ny vatolampy dia izay mandre sady mandray ny teny amin’ ny hafaliana; nefa tsy manam-paka ireo, fa mino vetivety ihany, koa amin’ izay andro isehoan’ ny fakam-panahy dia mihemotra izy. Ireo…
Tohiny



