Vaovao

ALAHADY 18 FEBROARY 2018

image_pdfPDF

Hebreo 3:7-8: "Koa araka izay lazain’ ny Fanahy Masina hoe: "Anio, raha hihaino ny feony hianareo, Aza manamafy ny fonareo tahaka ny tamin’ ny fahasosorana, tamin’ ny andro fakam-panahy tany an-efitra"

Hebreo 3:14: "Fa efa tonga mpiombona amin’ i Kristy isika, raha mihazona mafy ny fiandohan’ ny fahatokiantsika hatramin’ ny farany"

Fahamarinana 1 : NY FANAHY MASINA MITENY AMINTSIKA HOE « ANIO », FA NY DEVOLY INDRAY MITENY HOE « ALEO RAHAMPITSO »

Fahamarinana 2 : MANAMAFY NY FONTSIKA KA ZAVA-DOZA NY FITENENANA HOE ALEO RAHAMPITSO

Fahamarinana 3 : EFA TONGA MPIOMBONA AMIN’I KRISTY IANAO

image_pdfPDF

ALAHADY 11 FEBROARY 2018

image_pdfPDF

Josoa 3 :12 : «koa ankehitriny mangalà lehilahy roa ambin’ ny folo amin’ ny firenen’ Isiraely ho anareo, dia iray avy isam-pirenena »

Fahamarinana 1 : Maro amin’ny Fiangonana no efa navotan’Andriamanitra avy any Egypta ary nampitany ny ranomasina mena ; fa tsy nita ny onin’i Jordana

Fahamarinana 2: ny olona nita ny onin’i Jordana dia niara-nita an’izany tamin’i Jesoa izay nita izany ho antsika : tsy milomano ao anaty riakan’ny fakam-panahy, tsy mitoetra ao anaty fotaka mandrevon’ny fahotana ary koa manapotika ny fizahozahoana

Fahamarinana 3 : Ny tenin’Andriamanitra no manana ny toerana voalohany ao amin’ny fiainan’ny olona efa nita an’i Jordana

Fahamarinana 4 : Andriamanitra tsy manao fahagagana raha tsy manao dingan’ny finoana ianao, raha tsy manao premier pas de la foi ianao.

image_pdfPDF

Fanombohana ny taom-piasana 2018: Ampifitia

Tanteraka ny 28 janoary ny fanombohan'ny Ampifitia ny taompiasana 2018. [caption id="attachment_4448" align="aligncenter" width="604"] Fanirahana ny Ampifitia[/caption] [caption id="attachment_4449" align="aligncenter" width="604"] Ny Antoko Mpihira Ampifitia[/caption]  
Tohiny

Fifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao 2018: VFL – AFF

Tanteraka ny 28 janoary ny fifampiarahaban'ny VFL sy AFF noho ny nahatrarana taona vaovao 2018. [caption id="attachment_4444" align="aligncenter" width="604"] Fiaraha-misakafo teo amin'ny VFL sy ny AFF[/caption] [caption id="attachment_4445" align="aligncenter" width="604"] Ireo Mpitandrina sy ireo Filohan'ny Sampana[/caption]
Tohiny